Mendrika hoderaina Andriamanitra

SALAMO 66.8-12

SALAMO 66.8-12

Mendrika hoderaina Andriamanitra Mitaona ny olona rehetra ao amin'ny firenena hidera sy hisaotra ary hankalaza an' Andriamanitra ny mpanao salamo…

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona :

                                                               Deoteronomia 8.1-14

Raisin’Andriamanitra ho zanany ny olona : Manana iraka hamolavola olom-banona ny ray , ka tsy maintsy ataony avokoa izay fomba rehetra hahatanteraka…

Ny tanjon’ny fizahan-toetra

JAKOBA 1.1-18

JAKOBA 1.1-18

Ny tanjon'ny fizahan-toetra Rehefa nanoratra ho an'ny Fiangonana i Jakoba ho fampaherezana azy ireo dia nanoratra ny tanjon'ny fizahan-toetra ataon'Andriamanitra…

Ny Fanjakan’i Kristy

LIOKA 22.24-32

LIOKA 22.24-32

Ny Fanjakan'i Kristy Nitondra fanovana lehibe tokoa i Jesoa raha tonga teto amin'izao tontolo izao teo amin'ny fomba fisainana sy…

Andriamanitra mizaha toetra ny Tompo

MPITSARA 3.1-5

MPITSARA 3.1-5

Andriamanitra mizaha toetra ny Tompo Anisan'ny mahaliana ny mpandinika haifiaraha-monina maro ny fIfandraisan'Andriamanitra tamin'ny vahoaka Israely . Fifandraisana miavaka tokoa…