Mpanavotra azo hanorenana finoana i Jesoa
ROTA 4.1-12
ROTA 4.1-12
Mpanavotra azo hanorenana finoana i Jesoa 1-Satria voavidiny isika Ny fanamabadian'i Boaza an'i Rota dia midika fitahirizany ny anaran'i Elimeleka…
ROTA 4.1-12
ROTA 4.1-12
Mpanavotra azo hanorenana finoana i Jesoa 1-Satria voavidiny isika Ny fanamabadian'i Boaza an'i Rota dia midika fitahirizany ny anaran'i Elimeleka…
Deoteronomia 32 ; 40 - 43
Deoteronomia 32 ; 40 - 43
Mifalia ao amin'ny Tompo Ity dia hiram-pandresena nataon'i Mosesy. maneho fa : 1-Andriamanitra manafay ny ratsy fanahy Izy Tsy misy…
GALATIANA 3.10-14
GALATIANA 3.10-14
Mahaiza misafidy ny lalàm-pamonjena Lalàna roa asehon’i Paoly 1-Mankato tanteraka ny lalàna Raha misafidy ny hanaraka ny lalàna ianao dia…
HOSEA 13.14-15
HOSEA 13.14-15
Mpanavotra tokana sy azo antoka 1-Tsy mamela antsika ho very Ny voalaza eo alohan'ity perikopa ity dia manambara ny fahatezeran'Andriamanitra…
Jaona 21 :9-14
Jaona 21 :9-14
Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy 1-Manomana sakafo ny Tompo Ireo mpianany tsy nahazo na inona na inona nandritry ny…
Jaona 21 :9-14
Jaona 21 :9-14
Mampiorina ny mino ny famonjen’i Kristy 1-Manomana sakafo ny Tompo Ireo mpianany tsy nahazo na inona na inona nandritry ny…
Eksodosy 14 : 5-14
Eksodosy 14 : 5-14
Andriamanitra manolotra famonjena 1-Famonjena manala tahotra : Nihorohoro ny zanak’Israely raha nanopy ny masony tamin’ireto miaramila Egyptiana izay nanenjika avy aoriana.…
Matio 28 :1-10
Matio 28 :1-10
Hafatra efatra avy amin’ny Anjely nampiorina finoana 1-Aza matahotra ianareo ! Tsy teny vaovao ao amin’ny Soratra Masina akory ity teny…
Hebreo 9 :11-14
Hebreo 9 :11-14
Ny mino miorina amin’ny fanavotan’i Kristy 1-Miaina amin’ny Fitiavana sy ny famelan-keloka : Ny Faratampon’ny fitiavany eto no atolony sy asehon’i…
Matio 27.45-56
Matio 27.45-56
Ampiorina ao amin’ny finoantsika 1-Aoka hahafohy tahaka azy isika Marobe ny hevitra azo ambara amin’ity aiza tamin’ny atoandro ity. Izay…