Anorenana ny maha-Kristiana ny Finoana

Jaona 14.5 - 11

Jaona 14.5 - 11

Anorenana ny maha-Kristiana ny Finoana 1- Tomasy : Ny nahafantarantsika an'i Tomasy moa dia ny tsy finoany raha tsy nahita…

Anorenana ny maha Kristiana ny finoana

Jeremia 13.15 - 17

Jeremia 13.15 - 17

Anorenana ny maha Kristiana ny finoana Olona tsy nanaja ny fanekena nataony tamin'Andriamanitra no niantefan'ity faminaniana nataon'i Jeremia ity. Antso…

Ny mino miorina tsara dia:

1Petera 4.1 - 6

1Petera 4.1 - 6

Ny mino miorina tsara dia: 1- Maka tahaka an'i Kristy (and. 1-2) Ilay fakan-tahaka eto dia tena fanahafana sy fandehanana…

Fiainana amin’ny Finoana

Mpitsara 11. 30 - 40

Mpitsara 11. 30 - 40

Fiainana amin'ny Finoana 1- Mitoky amin'Andriamanitra Jefta dia Mpitsara nahery tahaka an'i Gideona sy Samsona izay efa fantatry ny maro…

Ny mpino ao anaty Fiaraha-monina. And. 8

Romana 12. 3-8

Romana 12. 3-8

Ny mpino ao anaty Fiaraha-monina. And. 8 "Mananatra": Raha fananarana dia aoka ho amin'ny fananarana hoy i Paoly. Maro tokoa…

Kristy fototry ny finoana

Filipiana 1.27-30

Filipiana 1.27-30

Kristy fototry ny finoana Ny Kristiana milaza fa mino an'I Jesoa dia tokony ho hita amin'ny toetrany izany. Ny Gal.2.20,…

Anorenana ny maha Kristiana ny finoana

Eksodosy 2.1-10

Eksodosy 2.1-10

Anorenana ny maha Kristiana ny finoana 1- Finoana mitondra fanavotana Araka ny hitantsika ao amin'ny toko1 and.22, dia namoaka didy…

Kristiana eto amin’izao tontolo izao

2 Timoty 2. 22-26

2 Timoty 2. 22-26

Kristiana eto amin'izao tontolo izao Nifampitondra toy ny raiamandreny sy zanaka Paoly sy Timoty. Niezaka mihitsy Paoly nanoro hevitra an'i…

Josoa Mpanompon’Andriamanitra

Josoa 3. 7-17

Josoa 3. 7-17

Josoa Mpanompon'Andriamanitra Josoa no nomanin'Andriamanitra hitondra sy hitarika ny zanak'Israely hiditra ny tany Kanana. Rehefa tena dinihina ny fiainana dia…

Kristiana manaraka an’I Jesoa Kristy

Jaona 1. 35-42

Jaona 1. 35-42

Kristiana manaraka an'I Jesoa Kristy Hafa kely ny fomba nahatonga ny Apostoly ho mpanaraka an'I Jesoa ao amin'ny filazantsara nosoratan'i…