Ny mpaminany nantsoin’Andriamanitra

AMOSA 7.10-17

AMOSA 7.10-17

Ny mpaminany nantsoin'Andriamanitra 1-Andriamanitra maniraka azy "saingy nalain'i Jehovah tany am-piandrasana ondry ka nataony hoe : mandehana ka maminania..." (and…

Ny toetran’ny olom-boantso

EFESIANA 4.1-6

EFESIANA 4.1-6

Ny toetran'ny olom-boantso 1-Mifankatia "Amin'ny fanetre-tena rehetra sy ny fahalemem-panahy amin'ny ..." (and2) Ny fitiavana sy ny fifankatiavana ambara eto…

Ny olona mandre ny antsom-pamonjen’iJesoa Kristy

MARKA 10.46-52

MARKA 10.46-52

Ny olona mandre ny antsom-pamonjen'iJesoa Kristy 1-Maika hanatona Azy "Dia nanary ny lambany izy ka niantsambotra nankeo amin'i Jesoa" (and50)…

Ny olom-boantso ho amin’ny fahafahana

Ny olom-boantso ho amin'ny fahafahana

Ny olom-boantso ho amin'ny fahafahana "Fa tanteraka amin'ny teny iray ihany ny lalàna rehetra dia izao : tiava ny namanao…

Ny olona antsoin’ny Tompo

1 Samoela 3. 8 - 14

1 Samoela 3. 8 - 14

Ny olona antsoin'ny Tompo 1- Mivonona hihaino Azy "Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao." (And. 10) In-telo miantoana no niantsoan'Andriamanitra an'i…

Ny olona tanteraka amin’ny fiantsoana

Filipiana 3. 12 - 16

Filipiana 3. 12 - 16

Ny olona tanteraka amin'ny fiantsoana 1- Miezaka mihazona an'i Kristy "...Fa miezaka aho hihazona izay nihazonan'i Kristy Jesoa ahy." (and.…

Andriamanitra manome toky ny vahoakany

Isaia 41. 8 – 13

Isaia 41. 8 – 13

Andriamanitra manome toky ny vahoakany Mampatsiahy ny fifidianany “Efa nofidiko ka tsy mba nariako” (And. 9) Nahatsiaro ho nafoin’Andriamanitra tanteraka…

Ny olom-boantson’Andriamanitra

Asan' ny Apostoly 7. 30 -38

Asan' ny Apostoly 7. 30 -38

Ny olom-boantson'Andriamanitra 1- Hazavainy mandrakariva Raha mamaky eo amin'ny and 10 - 18 isika dia hahatsikaritra fa nitokam-bavaka i Petera…