Ny batisa dia

Amin'ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina ny rano, mamelombelona ny rano nefa koa mety mamono ny rano . Amin'ny batisa dia hita taratra ihany koa ireo vokatra roa sosona entin'ny rano :

Ny olona atao batisa dia ambaran'ny Soratra Masina hoe: "fa niara-nalevina taminy ianareo tamin'ny batisa ..."(and12) .Izany dia maneho fandevenana…

Amin'ny FJKM dia tsy ny habetsaky ny rano no zava-dehibe fa ny fisiany . Aina ny rano, mamelombelona ny rano…

Aza miteny ratsy ny Fanahy Masina

MATIO 12.31-37

MATIO 12.31-37

Aza miteny ratsy ny Fanahy Masina Nisy asa fanasitranana nataon'i Jesoa teo ambony (and22) ka nitolagaga indrindra ny vahoaka noho…

Tsara sy mahafinaritra ny firaisankina

SALAMO 133.1-3

SALAMO 133.1-3

Tsara sy mahafinaritra ny firaisankina Mampisongadina ny firaisan-kina sy ny fiombonan'ny zanak'Andriamanitra ity Salamo ity . Ny famoriana ny olona…

Rehefa miseho eo anatrehan’ny Tompo

MIKA 6.6-8

MIKA 6.6-8

Rehefa miseho eo anatrehan'ny Tompo Misy voambolana ampiasaina eto hoe : manatona an'i Jehovah sy miondrika eo anatrehany .Tsy mahazatra…