Ny fifidianan’ Andriamanitra

DEOTERONOMIA 7.6-11

DEOTERONOMIA 7.6-11

Ny fifidianan' Andriamanitra Nahoana no nifidy ny firenena Israely Andriamanitra ? Nahoana no nifidy antsika Fiangonana Izy ? 1-Safidiny manokana…

Andriamanitra tsy miova ny Tompo

Isaia 40. 27 - 31

Isaia 40. 27 - 31

Andriamanitra tsy miova ny Tompo Teny soa mahafaly ho fampiononana ny Israely no omena antsika anio, mba hampaherezana antsika koa.…

Tsy lavitra ny fanjakan’Andriamanitra

Marka 12. 28 - 34

Marka 12. 28 - 34

Tsy lavitra ny fanjakan'Andriamanitra Maro amin'ny olona, na dia ny milaza azy ho Kristiana aza, no tahaka an'ity mpanora-dalàna ity.…

Ny toetry ny olona mahatoky an’Andriamanitra

Habakoka 3. 17 -31

Habakoka 3. 17 -31

Ny toetry ny olona mahatoky an'Andriamanitra Ity Soratra Masiana voalahatra anio ity dia ao anatin'ny vavaka nataon'i Habakoka, hanehoany ny…

Andriamanitra no loharanon’ny fahatsarana rehetra

Jakoba 1. 16 - 21

Jakoba 1. 16 - 21

Andriamanitra no loharanon'ny fahatsarana rehetra Mety hisedra fakam-panahy sy fizahan-toetra ny mpino indraindray, inona ary no tokony hatao manoloana izany…

Mpivahiny isika no eto

1 JAONA 2.15-17

1 JAONA 2.15-17

Mpivahiny isika no eto Mampahatsiahy ny toerana misy antsika mpino sady manoro izay tokony ataontsika ny Soratra Masina, araka zao…

Mpivahiny isika no eto

1 Jaona 2. 15 - 17

1 Jaona 2. 15 - 17

Mpivahiny isika no eto Mampatsiahy ny toerana misy antsika mpino , sady manoro izay tokony hataontsika ny Soratra Masina araka…

Ny Tompo no fiandohana sy fiafarana

APOKALYPSY 21.6-8

APOKALYPSY 21.6-8

Ny Tompo no fiandohana sy fiafarana NySoratra Masina dia manambara fa ho levona avokoa izao tontolo izao ary havaozin'Andriamanitra ny…

Mandehana araka ny mazava

1 JAONA1. 5-10

1 JAONA1. 5-10

Mandehana araka ny mazava Zava-dehibe mahakasika ny fahatanterahan'ny fiombonana amin'Andriamanitra sy ny fiombonan'ny samy mpino no ambaran'ny Soratra Masina ho…

Ny Tompo no momba antsika

SALAMO 46.1-11

SALAMO 46.1-11

Ny Tompo no momba antsika Ity Salamo ity dia mitaona ny olona hatoky an'Anddriamanitra na dia toa feno loza aza…