Andriamanitra mihevitra ny fiainan’ny olona

JEREMIA 29.10-15

JEREMIA 29.10-15

Andriamanitra mihevitra ny fiainan'ny olona 1-Manana ny fandaminany (and10,11) Mazava tsara ny hafatr'Andriamanitra ho an'ny Jiosy : voafetra ny fe-potoana…

Ny fiainana ho an’ny olon’Andriamanitra

JAONA 10.1-10

JAONA 10.1-10

Ny fiainana ho an'ny olon'Andriamanitra Notanterahin'Andriamanitra tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy ny fanomezana fiainana miavaka ho an'ny olony . 1-Fiainam-piadanana Ny…

Tsy maintsy hotanterahiny ny Tenin’Andriamanitra

EZEKIELA 12 21-28

EZEKIELA 12 21-28

Tsy maintsy hotanterahiny ny Tenin'Andriamanitra 1-Manana ny fotoana voatendriny Izy Mazava tsara ny antso nampitondrain'Andriamanitra ny mpaminany ho an'ny olona…

Ny maha- zanak’Andriamanitra

1 JAONA 3.1-6

1 JAONA 3.1-6

Ny maha- zanak'Andriamanitra 1-Fitiavan'Andriamanitra "Endrey ! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray antsika ..."(and1) Noho ny amin'ny fitiavan'Andriamanitra no nahatonga…

Ny olona miandry ny fiavian’ny Tompo

JAKOBA 5.7-11

JAKOBA 5.7-11

Ny olona miandry ny fiavian'ny Tompo 1-Manana faharetana "Mahareta koa ianareo, mampahereza ny fonareo, fa efa mby akaiky ny fiavian'ny…

Andriamanaitra tsy miova mandrakizay

ISAIA 48.12-16

ISAIA 48.12-16

Andriamanaitra tsy miova mandrakizay 1-Andriamanitra Mpahary "Eny ny tànako no nanorina ny fanambanin'ny tany , ary ny tànako ankavanana no…

Jesoa Kristy Mpisorona

HEBREO 7.20-28

HEBREO 7.20-28

Jesoa Kristy Mpisorona 1-Maharitra mandrakizay "fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana , satria maharitra mandrakizay Izy" (and24) Tany…

Andriamanitra tsy misy tahaka Azy

MIKA 7.18-20

MIKA 7.18-20

Andriamanitra tsy misy tahaka Azy 1-Mpamindra fo "Izay mamela ny heloka sady mandalo ny fahadisoana...tsy mitana ny fahatezerany ...fa tia…

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy

JAONA 6.22-27

JAONA 6.22-27

Ny  olona mitady  an’i Jesoa Kristy 1-Mitady  fiainana mandrakizay  "Aza miasa hahazo  hanina  mety ho levona , fa ny hanina  …

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay

Hebreo 13. 7 - 16

Hebreo 13. 7 - 16

Jesoa Kristy tsy miova mandrakizay 1- Anorenana ny finoana "Aza mety havilin'izay fampianarana maro hafahafa ... Fa tsara raha ampiorenina…