Mitoera ho mpanompo mahatoky
Mitoera ho mpanompo mahatoky Ity tantara ity dia notsongaina tao amin'ny tantara manambara ny nifidianana izay ho solon'i Jodasy izay…
Mitoera ho mpanompo mahatoky Ity tantara ity dia notsongaina tao amin'ny tantara manambara ny nifidianana izay ho solon'i Jodasy izay…
JEREMIA 21.1-10
JEREMIA 21.1-10
Fototry ny olana ny fialana amin'ny Tompo Faminaniana no ataon'i Jeremia eto . Ary faminaniana miavaka satria milaza loza mahatsiravina…
DEOTERONOMIA 32.36-43
DEOTERONOMIA 32.36-43
Famaliana tsy miangatra no ataon'ny Tompo 1-Manafay izay mpivadika Fihirana nataon'i Mosesy ity perikopa ity .Taorian'ny anatra farany nataony no…
LIOKA 20.45-47
LIOKA 20.45-47
Mamaly araka ny ataontsika ny Tompo Anatra nataon'i Jesoa tamin'ny mpianany no omeny antsika rehetra anio. Ambarany ny zavatra ataon'ny…
JEREMIA 23.9-24
JEREMIA 23.9-24
Eo anatrehany ny zavatra rehetra 1-Manaova ny tsara Fanambarana ny zavatra ratsy hitan'Andriamanitra teo amin'ny mpanompony no nahatonga Azy hanambara…
APOKALYPSY 16.1-7
APOKALYPSY 16.1-7
Fitahiana sa fanozonana ny tany misy anao ianao? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
1 SAMOELA 2.27-36
1 SAMOELA 2.27-36
Ny Tompo mamaly ny natao 1-Tandremo ny asa fanompoanao (and28) Nofidin'Andriamanitra ho amin'ny zara -fanompoana masina Ely sy ny zanany…
JEREMIA 13.12-17
JEREMIA 13.12-17
Mamaly ny faharatsiana ny Tompo Olona tsy nanaja ny fanekena nataony tamin'Andriamanitra no niantefan'ity faminaniana nataon'i Jeremia ity . Antso…
JODA 5-13
JODA 5-13
Hazony mafy ny famonjena 1-Natolotra ho antsika ny famonjena Ny fanafahana tany Egypta dia tsy inona fa ny fanavotan'Andriamanitra ny…
HOSEA 10.12-15
HOSEA 10.12-15
Mamafaza voa mba hojinjana Ny fotoam-pamafazana no fotoana lehibe indrindra eo amin'ny mpamboly .Raha ratsy ny fotoana hamafazana sy hambolena…