Ny olona mendrika hanaraka ny Tompo
Marka 8.34-38
Ny olona mendrika hanaraka ny Tompo Izay tena ambara amin'izany dia ny fanomezana ireo fepetra takina amin'ny olona te ho…
Marka 8.34-38
Ny olona mendrika hanaraka ny Tompo Izay tena ambara amin'izany dia ny fanomezana ireo fepetra takina amin'ny olona te ho…
Salamo 44.9-20
Salamo 44.9-20
Mety hisedra zava-tsarotra koa ny mpino. Nahoana? Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM
Romana 14.10-18
Manaja ny fifandraisana amin'ny hafa ny mpino. 1- Aoka tsy hanao tsinontsinona olona Manoloana ny fahasamihafana eo amin'ny mpino sy…
Matio 7.7-20
Ny mpino kristianina 1- Sahy mangataka amin'ny Tompo "Mangataha dia homena ianareo, mitadiava, dia hahita ianareo” (and. 7) Tsy voatanisa…
"Aza manao sarin-javatra voasikotra ho anao... Aza miankohoka eo anatrehany ary aza manompo azy" (Eks. 20:4-5). Ambony lavitra noho ny…
Manoatra noho ny mapandresy ny mpino 1- Miatrika fizahan-toetra mahamay Manoloana ny sarivongan'olona volamena izay telopolo metatra ny haavony ary…
Efa namonjy ahy tao amin'ny sarotra ny Tompoko ary mbola hamonjy ahy ihany Izy. Jesoa Kristy dia nanome toky antsika…
"Jehovah, Izay namonjy ahy tamin'ny tanan'ny liona sy ny bera, Izy no hamonjy ahy amin'ny tanan'io Filistina io" Ny mampiavaka…
Tano mafy ny finoana ka : 1- Aoka hitandrina amin'ny fampianaran-diso "Ary izany no lazaiko fandrao hisy hampadiso hevitra anareo…
Mpampahery isika fa tsy mpampihahaka 1- Ialao ny fomba ratsy manafintohina olona Tafiditra amin'ny famalian'i Jesoa ny fanontaniana momba izay…
GENESISY 22.1-19
GENESISY 22.1-19
Nitana mafy ny finoana i Abrahama 1-Nifanerasera akaiky tamin'Andriamanitra "Ry Abrahama o! ary hoy izy : inty aho" (and 1b).…
APOKALYPSY 2. 18-29
APOKALYPSY 2. 18-29
Fantatry ny Tompo ny momba anao rehetra 1-Ny asanao "izao no lazain'ny zanak'Andriamanitra ...Fantatro ny asanao sy ny fitiavanao sy…