Oviana ianao no nihaona tamin’ilay olona manana ady aminao?
Mofonaina anio: Alarobia, faha 24 Jona 2020
MATIO 5.25-26
MATIO 5.25-26
25 Mihavàna faingana amin'ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy ianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin'ny mpamatotra, ka hatao ao an-tranomaizina ianao. 26 Lazaiko aminao marina tokoa: Tsy ho afaka ao mihitsy ianao, ambara-pandoanao ny variraiventy farany indrindra.Oviana ianao no nihaona tamin’ilay olona manana ady aminao?
Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM