« Omeonareo hanina izy »

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 21 Jolay 2016

MATIO 14.15-21

MATIO 14.15-21
15 Ary nony hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianatra ka nanao hoe: Tany foana ity, ary efa hariva ny andro izao; ravao ny vahoaka, mba hankanesany eny amin'ny vohitra hividy hanina ho azy. 16 Fa hoy Jesosy taminy: Tsy tokony handeha izy; omeonareo hanina izy. 17 Fa hoy ny mpianany taminy: Tsy misy at? aminay, afa-tsy mofo dimy sy hazandrano roa. 18 Ary hoy Izy: Ento eto amiko izany. 19 Dia nasainy nipetraka teny ambonin'ny ahitra ny vahoaka, ary noraisiny ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra Izy ka nisaotra; ary nony efa novakiny ny mofo, dia natolony ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nanolotra ho an'ny vahoaka. 20 Ary nihinana avokoa izy rehetra, ka dia voky; ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo. 21 Ary izay nihinana dia tokony ho dimy arivo lahy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy.

« Omeonareo hanina izy »

Mampandray andraikitra ny mpianany ny Tompo

Miantoka ny hanina ilain’ny vahoaka ny Tompo

Fanontaniana :

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM