Mandresy ny fijaliana ny mpino

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 24 Aogositra 2017

Eksodosy 17,11-15

Eksodosy 17,11-15
1 [Ny nimonomononan'ny Zanak'Isiraely noho ny tsi-fisian-drano, sy ny nanomezan'Andriamanitra azy rano avy tamin'ny vatolampy] Ary nifindra ny fiangonana, dia ny Zanak'Isiraely rehetra, ka niala tao an-efitra Sina, araka izay natoron'i Jehovah hitobiany, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano hosotroin'ny olona.

Eksodosy 17,11-15

Mandresy ny fijaliana ny mpino

1-Miankina amin’Andriamanitra

Koa amin’izany dia mahavonjy tokoa izay manatona an’Andriamanitra amin’ny alalany Izy, satria velona mandrakizay hanao fifonana ho azy ».

2-Miray hina

Ary ny fahaizana mandamina tsara no entinareo miady»

Fanontaniana :

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Mandresy fijaliana ny vavolombelon’n...

Alarobia, 23 Aogositra 2017

Hebreo  10 ,32-34 Ny  mampiavaka ny vavolombelon’ny Tompo dia : 1-Manana faharetana miraisa saina,miray fitiavana,miray…

Ny iraka manaiky ho vavolombelon’ny ...

Zoma, 28 Jolay 2017

Manaiky ho  vavolombelon’ny Tompo ny irany. Asan’ny Apostoly  14.1-10 Ny iraka  manaiky ho vavolombelon’ny Tompo.…

Vavolombelon’ny Tompo ny diakona

Talata, 18 Jolay 2017

Manaiky ho vavolombelon’ny Tompo ny irany. Vavolombelon’ny  Tompo ny  diakona. 1-Amin’ny  fitondrantena Olona nalain-tahaka  amin’ny …