Mandresy fijaliana ny vavolombelon’ny Tompo
Mofonaina anio: Zoma, faha 25 Aogositra 2017
MANDRESY FIJALIANA NY VAVOLOMBELON’NY TOMPO
ASAN’NY APOSTOLY 22 :25-29
1 Ry rahalahy sy ianareo ray henoy ny teny halahatro aminareo ankehitriny hanala tsiny ny tenako.ASAN’NY APOSTOLY 22 :25-29
1-Ny nahatonga ny fijalian’i Paoly:
2-Ny nandresen’i Paoly ny fampijaliana azy:
Birao Sekoly Alahady Foibe