MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO
Mofonaina anio: Alakamisy, faha 20 Oktobra 2016
MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MINO
LIOKA 17.7-10
7 Ary iza moa aminareo no manana mpanompo miasa tany, na miandry ondry, ka raha tonga avy tany an-tsaha ilay mpanompo, dia hanao aminy hoe: Avia faingana, ka mipetraha hihinana? 8 Fa tsy hilaza aminy kosa hoe va izy: Manamboara izay hisakafoako, ary misikìna, ka manompoa ahy ambara-pihinako sy hisotroako; fa rehefa vita izany, dia vao mahazo mihinana sy misotro ianao? 9 Moa misaotra izany mpanompo izany va izy, satria nataony izay nandidiany? 10 Dia tahaka izany koa ianareo, rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo, dia ataovy hoe: Mpanompo ny mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay.MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO
LIOKA 17.7-10
Mijoroa ho mahatoky amin’ny fanetrentena
1-Ny mpanompo mahatoky dia miasa mafy
Tsarovy fa
2-Ny mpanompo mahatoky dia tsy manandran-tena
rehefa vitanareo izay rehetra nandidiana anareo
Mpanompo tsy mahasoa izahay , ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay » .
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM