MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO
Mofonaina anio: Alahady, faha 30 Oktobra 2016
MAHATOKY AMIN'NY ASANY NY MINO
1 SAMOELA 2.35-36
35 Ary Izaho hanangana mpisorona mahatoky ho Ahy, izay hanao araka ny ato am-poko sy ato an-tsaiko; ary Izaho hampaharitra ny taranany, ka handeha eo anatrehan'ny voahosotro mandrakizay izy. 36 Ary ho avy izay sisa rehetra amin'ny taranakao ka hiankohoka eo anatrehany hangataka vola kely sy mofo iray ka hanao hoe: Masìna ianao, mba tendreo ho isan'ny mpisorona aho, mba hahazoako sombi-mofo hohanina.MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO
1 SAMOELA 2.35-36
Mijoroa ho mahatoky araka ny sitrapon’ Andriamanitra
1-Mila olona tena mahatoky Andriamanitra
2-Tsy maintsy hiharan-doza izay tsy mahatoky
a ) Fanonganana amin’ny ankehitriny
b) Fahavoazan’ny taranaka amin’ny ho avy
Fanontaniana:
Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM