Inona izao no efa tsara tokony hotohizanao hatrany ary inona kosa no fahazarana ratsy efa tokony hialana ?
Mofonaina anio: Alarobia, faha 04 Aogositra 2021
1 Korintiana 15 : 54-58
1 Korintiana 15 : 54-58
1 [Ny amin'ny fitsanganan'ny maty] Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,Inona izao no efa tsara tokony hotohizanao hatrany ary inona kosa no fahazarana ratsy efa tokony hialana ?
Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM