Hetsi-panoherana ny herisetra

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 20 Aogositra 2018

1 Samoela 19, 1‑7

1 Samoela 19, 1‑7
1 [Ny nifonan'i Jonatana ho an'i Davida, sy ny nitadiavan'i Saoly indray hahafaty azy, ary ny nandosiran'i Davida nankany amin'i Samoela] Ary Saoly niresaka tamin'i Jonatana zanany sy tamin'ny mpanompony rehetra ny amin'izay hahafaty an'i Davida. Fa Jonatana, zanak'i Saoly, kosa tia dia tia an'i Davida.

– Soroy ara-potoana ny herisetra

2 – Ampanjakao ny fitiavana

3 – Ampihavano izay mety hifandrafy