ANKASITRAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alarobia, faha 16 Novambra 2016

ANKASITRAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

JOBA 4.7-10
7 Masìna ianao, tsarovy fa iza moa no very tsy nanan-tsiny? Ary taiza no nisy olo-mahitsy naringana? 8 Araka izay efa hitako, dia izay miasa heloka sy mamafy fahoriana no mijinja izany. 9 Ny fofonain'Andriamanitra no andringanana azy. Eny, ny fofonain'ny fahatezerany no mahalevona azy. 10 Ny feon'ny olona, eny, ny feon'ny liona masiaka, ary ny nifin'ny liona tanora dia ombotana;

ANKASITRAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

JOBA 4.7-10

Mandray   ny valin’ny nataony  ny olona

1-Tsinjovin’ Andriamanitra  ny olo-marina

2-Aringan’ Andriamanitra  ny mpanao meloka

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady  FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ...

Talata, 15 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Matio 25, 33 – 40 Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ny…

 Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…