ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Zoma, faha 18 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

ISAIA 58 . 6-12
1 [Ny fivavahana marina, sy ny fivavahana tsy izy] Ezaho ny fiantsonao, fa aza atao malemy, Asandrato ny feonao ho tahaka ny an'ny anjomara, ka ambarao amin'ny oloko ny fahadisoany Ary amin'ny taranak'i Jakoba ny fahotany;

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

ISAIA 58 . 6-12

Ny fanompoana ankasitrahan’ny Tompo

1-Tena atao amin’ny fo sy fitiavana

2-Ahazoana valisoa avy amin’ Andriamanitra

Fanontaniana :

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ...

Talata, 15 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Matio 25, 33 – 40 Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ny…

 Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…