ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Asabotsy, faha 19 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

LIOKA  15 29-32
29 Fa izy namaly ka nanao tamin-drainy hoe: Indro, izay ela izay aho no efa nanompo anao ka tsy mbola nandika ny didinao na dia indray mandeha akory aza; nefa izaho tsy mbola nomenao na dia zanak'osy aza mba hifaliako amin'ny sakaizako; 30 fa raha vao tonga kosa io zanakao io, izay efa nandany ny fanananao tamin'ny vehivavy janga, dia namono ho azy ny zanak'omby nafahy ianao. 31 Ary hoy rainy taminy: Anaka, ianao eto amiko mandrakariva, ary anao avokoa izay rehetra ananako. 32 Fa mety ny mifaly sy miravoravo; fa ity rahalahinao ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

LIOKA  15 29-32

Ny fitiavan’ny Ray

1-Mandray   ny mpanota  mibebaka

2-Mananatra   sy manitsy   ireo hevi-diso

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM