ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alarobia, faha 02 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

APOKALYPSY  14.12-13
12 Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy. 13 Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin'ny Tompo hatramin'izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin'izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

APOKALYPSY  14.12-13

Ilay  fiainana  miavaka

1-Ny fiainan’ny olona masina

2-Ny fiainam-pahasambarana

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…

Mijoroa ho mahatoky manambara ny rar...

Asabotsy, 8 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO OHABOLANA 12.17-22 Mijoroa ho mahatoky manambara ny rariny Antsoina ho…