ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alakamisy, faha 03 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

Salamo 128.1-6
1 [Ny hatsaran'ny tokan-tranon'ny olona matahotra an'Andriamanitra] Fihirana fiakarana*. Sambatra izay rehetra matahotra an'i Jehovah, Dia izay mandeha amin'ny lalany.[Na: Fihirana misy hevitra ambaratonga] 2 Fa hohaninao tokoa ny asan'ny tananao; Sambatra sady ambinina ianao. 3 Ny vadinao dia tahaka ny voaloboka mahavokatra Ao anatin'ny tranonao; Ny zanakao dia tahaka ny zanak'oliva Manodidina ny latabatrao. 4 Indro, fa toy izany no hitahiana Izay lehilahy matahotra an'i Jehovah. 5 Hitahy anao avy any Ziona anie Jehovah; Ary ho faly hahita ny fahasoavan'i Jerosalema anie ianao Amin'ny andro rehetra hiainanao. 6 Eny, hahita ny zafinao anie ianao; Fiadanana anie ho amin'ny Isiraely.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Salamo 128.1-6

Ny olona  matahotra an’ Andriamanitra

1-Miaina  amin’ny fiainam-pitahiana

2-Ankohonana miavaka

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…

Mahatoky amin’ny asany ny mino

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5 1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara eto…

Mijoroa ho mahatoky manambara ny rar...

Asabotsy, 8 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO OHABOLANA 12.17-22 Mijoroa ho mahatoky manambara ny rariny Antsoina ho…