ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 14 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

I Mpanjaka 18, 6 – 38
1 [Ny nihaonan'i Elia tamin'i Ahaba. sy ny nandreseny ny mpaminanin'i Bala] Ary nony afaka andro maro, dia tonga tamin'i Elia ny tenin'i Jehovah tamin'ny taona fahatelo nanao hoe: Mandehana hiseho amin'i Ahaba, fa handatsaka ranonorana amin'ny tany Aho.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

I Mpanjaka 18, 6 – 38

ILAY ANDRIAMANITRA MANKASITRAKA NY MPANOMPONY

  1. Azon’ny mpanompo mahatoky iankinana Izy
  1. Mihaino ny mpanompo mahatoky Azy

Fanontaniana:

Manao ahoana ny toetry ny finoana ananantsika ny amin’ny fiasan’ny Fanahin’Andriamanitra eo amin’ny valim-bavaka andrasantsika?