ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO.
Mofonaina anio: Alarobia, faha 16 Novambra 2016
ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO.
Lioka 14, 12 – 14
1 Ary raha niditra mba hihinana tao an-tranon'ny loholona anankiray amin'ny Fariseo Izy tamin'ny Sabata, dia nizaha taratra Azy ireo.ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO.
Lioka 14, 12 – 14
Fanalahidin’ny fahasambarana
1.Fitiavana tsy mila valiny
2.Lehibe ny valim-pitia azo
Fanontaniana:
Iza no mety aminao? Ny hiara-maty amin’ny olona mahavaly fitia aminao sa ny hifaly ao amin’ny Tompo?
Ny Sampana Sekoly Alahady FOIBE