ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY  MINO

Mofonaina anio: Alarobia, faha 30 Novambra 2016

ANKASITRAHAN'NY TOMPO NY ASAN'NY  MINO

ISAIA  62.10-12
10 Mivoaha, mivoaha amin'ny vavahady, amboary ny lalana halehan'ny olona; asandrato ho avo ny lalambe; esory ny vato eny aminy; manangàna faneva ho tazan'ny firenena. 11 Indro, Jehovah efa nanambara hatrany amin'ny faran'izao tontolo izao nanao hoe: Lazao amin'i Ziona zanakavavy: Indro, avy ny famonjena anao; Indro; ny valim-pitia hatolony dia ao aminy, ary ny valin'asa homeny dia eo anoloany. 12 Ary Ireny hotononina hoe Firenena masina, dia olona navotan'i Jehovah; ary ianao dia hatao hoe Ilay notadiavina, Tanàna tsy foy.

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY  MINO

ISAIA  62.10-12

1-Fiantsoana  fanafahana

 2-Fiantsoana ho amin’ny famonjena

Fanontaniana:


Mofon'aina teo aloha

ANKASITRAHAN’ NY TOMPO NY ASAN...

Alatsinainy, 28 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’ NY TOMPO NY ASAN’NY MINO ASA 9 .36-43 Ny mpanompo  mahatoky 1-Tsaroan’ny olona  mandrakariva…

Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ...

Talata, 15 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Matio 25, 33 – 40 Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ny…

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…