ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 19 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN'NY MINO

1 Korintiana 6.19-20
19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo. 20 Fa olom-boavidy ianareo, koa dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo.

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO

1 Korintiana 6.19-20

Tempolin’ny Fanahy masina ny tenan’ny mpino

1-Olom-boavidy ny mpino (and20a)

Rany

2-Natao ho fankalazana an’ Andriamanitra  ny tenan’ny mpino (and20b)

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

Ankalazaina Andriamanitra

Alarobia, 14 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO SALAMO 8.1-8 Ankalazaina Andriamanitra 1-Izy no mpamorona izao rehetra…

Ny fankalazana voarindra

Talata, 13 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO 1 TANTARA 16.4-7 Ny fankalazana voarindra Ny fiaran’ny fanekena…

Ankalazana ny Tompo ny asan’ny...

Alatsinainy, 12 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Jaona 15.1-8 1-Izaho ny tena voaloboka (and1) Izany fanoharana…