ANKALAZANA NY TOMPO  NY ASAN’NY MINO

Mofonaina anio: Alahady, faha 04 Desambra 2016

ANKALAZANA NY TOMPO  NY ASAN'NY MINO

Matio  5.13-16
13 Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona. 14 Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao. Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra. 15 Ary koa, tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao ambanin'ny vata famarana, fa apetrany eo amin'ny fanaovan-jiro, ka dia mazava amin'izay rehetra ao an-trano izany. 16 Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.

ANKALAZANA NY TOMPO  NY ASAN’NY MINO

Matio  5.13-16

Ankalazana  an’ Andriamanitra  ianareo

1-Hianareo   no fanasin’ny tany (and13)

2-Hianareo  ny fahazavan’izao tontolo izao (and 14)

Fanontaniana:

Birao Sekoly Alahady FOIBE FJKM


Mofon'aina teo aloha

ANKASITRAHAN’ NY TOMPO NY ASAN...

Alatsinainy, 28 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’ NY TOMPO NY ASAN’NY MINO ASA 9 .36-43 Ny mpanompo  mahatoky 1-Tsaroan’ny olona  mandrakariva…

Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ...

Talata, 15 Novambra 2016

ANKASITRAHAN’NY TOMPO NY ASAN’NY MINO Matio 25, 33 – 40 Ankasitrahan’ny Tompo izay mitsinjo ny…

 Mahatoky amin’ny asany ny min...

Zoma, 14 Oktobra 2016

MAHATOKY AMIN’NY ASANY NY MINO 1 KORINTIANA 4.1-5   1-Fantaro ny maha-mpitantana anao Ny  ambara…