Hamafiso orina ny finoana
Sal 24.1-5 / Hira 24.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 548.3
Ahirato ny maso hijery sy hahita Ivereno vakina ary mariho eto amin'ity Mofonaina androany ity fa averimberina ny matoanteny hoe:…
Sal 24.1-5 / Hira 24.1,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 548.3
Ahirato ny maso hijery sy hahita Ivereno vakina ary mariho eto amin'ity Mofonaina androany ity fa averimberina ny matoanteny hoe:…
(Sal 81 / Hira 307 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira HF47)
Hagay 2. 1-9
Mampiombona ny mpino ny Tompo sady 1- Mampahery "Nefa mahereza ankehitriny… ary mahereza ianareo vahoaka" (and 4). Samy omen'ny Tompo…
(Sal 133 / Hira 534 / Vavaka / Mofonaiana / Vavaka / Hira FF39)
Asan'ny Apostoly 4, 32-37
Ny Fiangonana miray hina dia: 1- Miray fo. Ny mpino miray fo dia miombona fitiavana an'Andriamanitra Ray sy Zanaka ary…
Daniela 10.18-11.1
Daniela 10.18-11.1
Manana hafatra manokana ho anao ny Tompo 1- Aza matahotra! "Aza matahotra" (and 19a). Izany dia midika hoe: "aza mihorohoro,…
(Sal 145 / Hira 310 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF24)
Mampahery ny hafa ny mpino 1- Mampahery ny tànana miraviravy "Ampaherezo ny tanana miraviravy" (and 3a). Ny hoe miraviravy tànana…
(Sal 121 / HF1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 268)
Matio 18, 15-20
Ny fomba atao manoloana ny disadisa 1- Firesahana mivantana "Ary raha manota aminao ny rahalahinao dia mankanesa any aminy" (and…
(Sal 34 / Hira 164 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 488)
Lioka 22. 24-34
Ny mpianatry ny Tompo 1- Misedra zava-tsarotra "Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro Satana efa nilofo nitady…
(Sal 76 / Hira 432 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 627)
2Mpanjaka 6.8-17
Raha misedra ady mafy ianao 1- Tsarovy fa manana Mpiaro matanjaka isika "Aza matahotra, fa ny momba antsika dia be…
(Sal 91 / Hira 639 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 643)
Efesiana 6, 10-13
Ny adim-panahy atrehan'ny mpino 1- Ilàna fampaherezana "Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany" (and 10). Ny teny…
(Sal 133 / Hira 530 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 534)
Romana 14. 1-12
Ho anao izay efa mijoro tsara 1- Raiso tsara ireo malemy finoana "Ary raiso ny malemy finoana, nefa aza mandray…