• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

Fampianaram-pinoana

  • Fampianaram-pinoana

Perikopa Oktobra 2017.

Mahery vavaka ny vavolombelona marina.   Araka ny lohahevitra hoe : Mahery vavaka ny vavolombelona marina, dia manome anjara manokana ny…

Fampianaram-pinoana, Fiainan'ny fiangonana, Vaovao farany

Finoana / Pestis sa pistis ?

  Nirongatra mihoatra noho ny fisian’ny Pesta ny tahotra momba azy. Hatramin’ny fotoana nahafantarana mazava fa misy Pesta eto amintsika,…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fampianarana / miova sy manova.

FIANGONANA MIORINA ary                   MANOVA AO AMBANY FITARIHAN’NY  FANAHY MASINA 1-    Fiangonana…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

SAFIF/ Ady amin’ny fahalovana sy kolikoly.

Ireo tondrozotra 10 enti-miatrika ny ady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana   Fiofanana FOFIFI notarihin’ny Filohan’ny FJKM Ammi Andriamahazosoa Mpitandrina.…

Fampianaram-pinoana, Sampana, Vaovao farany

Fanazavana perikopa / Sept 2017

Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompo Ao amin’ny Testamenta Taloha, ny fihetseham-po ao anaty, vokatry ny toe-javatra iray izay hetsehin’ny…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fandalinana / Finoana kristiana .

  IREO ANDRY 4 IJOROAN’NY FINOANA KRISTIANA Ny Efes. 4 no iaingana eto hahazoana ireo andry efatra (4) iorenan’ny Finoana…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fanazavana Perikopa Jolay 2017

Manaiky ho vavolombelon’ny Tompo ny irany Migadona indray ity ny volana fahafito amin’izao taona 2017 izao. Volana hibanjinan’ny Fiangonana ny…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fandalinampinoana / Ankohonana Kristiana

Ny fanambadiana kristiana Andry iray lehibe izay mandrafitra ny vahoakan’Andriamanitra ny “ankohonana Kristiana”. Hatrany amin’ny andron’ny testamenta Taloha no nifidy…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

PERIKOPA Febroary 2017

Vavolombelon’ny fanekeny ny Tompo   Ny perikopa amin’ny Alahady roa farany amin’ity volana febroary ity no iarahana mijery eto. Izany…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany

Fandalinam-pinoana/ Ny « Homosexualité ».

AVY AIZA NY HOMOSEXUALITE ? Ny Synoda Lehibe FJKM tany Manakara (2012) dia nanapa-kevitra fa, zavatra tsy eken’ny Fiangonana FJKM…

Fampianaram-pinoana, Vaovao farany
  • 1
  • …
  • 3
  • 4
  • 5
  • 6
Sokajy
  • Tsy misy sokajy mifanaraka amin'ny pejy.
  • Jereo koa
  • Filohan’ny FJKM faha-VI : ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy, Mpitandrina
    Alarobia, faha 20 Aogositra 2025
  • HAFATRA NOHO NY FAHA 57 TAONAN’NY FJKM
    Alatsinainy, faha 18 Aogositra 2025
  • Ento am-bavaka SYNODA LEHIBE
    Alakamisy, faha 10 Jolay 2025
  • Fiantsoana izay ho Talen’ny SeFaLa Foibe
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
  • Filatsahan-kofidiana ho Talen’ny Sampanasa FFP FJKM
    Alakamisy, faha 08 Mey 2025
  • HAFATRA PASKA 2025
    Alahady, faha 20 Aprily 2025
  • Hetsika iraisana ho an’ny ho avin’ny ankizy!
    Asabotsy, faha 22 Martsa 2025
  • HAFATRA KOMITY FOIBE – SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA
    Alatsinainy, faha 17 Febroary 2025
  • NY FANETRENTENA
    Asabotsy, faha 18 Janoary 2025
  • HAFATRA TAOMBAOVAO 2025
    Zoma, faha 10 Janoary 2025
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

020 22 282 37

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.