Hetsika lehibe F5
Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…
Ny Hafatr’Andriamanitra Fanapahan-kevitra lehibe eo amin’ny fiainanao Ny Toriteny nentin’ny Filohan’ny FJKM, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi, teny amin’ny Kianjaben’i Mahamasina…
Velona ny Tompo, Paska ho antsika. Koa miarahaba ny Mpamaky hajaina, misitraka ny fahaveloman’i Jesoa Kristy, Ilay nandresy ny fahafatesana…
Hazony ny famonjen’ny Tompo Ny Perikopa amin’ny Alahady voalohany amin’ny volana Aprily no andraisana tari-dalana eto. Volana vaovao izay…
Andro lehibe manantantara eo amin’ny fiainan’ny vahoakan’Andriamanitra ny Paska. Ankalazaina sy tsarovana isan-taona izany mba ho fanehoana am-pahibemaso sy ilo…
FAMPIANARANA SADASADA Tsy zavatra vaovao teo amin’ny fiainan’ny Fiangonana ny fiatrehana fampianaran-diso, fa tany amin’ny Testamenta taloha aza dia efa…
Manamasina fiainana ho an’ny Tompo Miditra ao anatin’ny vanimpotoan’ny Karemy ny Fiangonana. Vanim-potoana izay manome vahana ny fandinihan-tena mba hahazoana…
Fampahatsiahivana Ny FJKM dia Fiangonana « Réformé », protestanta, teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana (Réforme) niseho tany Eoropa 500 taona lasa izay. I…
FAMELABELARAN-KEVITRA SY FAMPIANARANA “Mpino kristiana Protestanta miatrika ny fiainam-pirenena “ Navesa-danja ary tena zava-dehibe ny vela-kevitra sy fampianarana nataon’ireo…
Mandehana amin’ny rariny sy ny hitsiny ao amin’ny Tompo Amin’ity volana oktobra ity dia vaovao ny lohahevitra banjinin’ny Fiangonana, izay…
SAHIA MANOHITRA KOLIKOLY EKSODOSY 23.1-9 Ny bokin’ny Eksodosy no hangalantsika ny fampianarana amin’izao volana vaovao izao. Ny bokin’ny Eksodosy no…