STK / 10 Taona maha-TONIA

FANASANA

 

-Ny Filoha  sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM

-Ny Filoha sy ny Biraon’ny STK Foibe

-Ny Filoha sy  ny Komitin’ny faha- 10 taona

-Ny Tonia mianakavy

dia faly   manasa anareo  hanatrika  ny Fanompoampivavahana  ho fankalazana  an’ Andriamanitra noho ny faha- 10 Taona maha- Tonian’ny STK Foibe FJKM an-dRamatoa RAJAONARIVELO Onifinaritra mivady . Izany dia hatao  ny Alahady 27 Novambra 2016 , amin’ny 3ora tolakandro , ao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana 

« Fa izahay  hisaotra  an’i Jehovah hatramin’izao ka ho mandrakizay » Sal 115.18