Famaranana ny Jobily roa sosona .

              50 TAONA FJKM sy 200 Taona

nidiran’ny LMS teto Madagasikara

 

                    -SABOTSY 20 OKTOBRA 2018 amin’ny  10 Ora maraina ,

                      Kolejy Teolojika  Ivato

                   -ALAHADY 21 OKTOBRA 2018 amin’ny  10 Ora maraina

                       Kianjaben’Imahamasina 

Aoka samy ho vonona amin’ny mety ho toetry ny andro ka samy hivimbina rano fisotro, satroka, elo, sns..

« Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8a