Sekoly FJKM / IFR Ankadifotsy 40T.

INSTITUTION  FJKM RAINANDRIAMAMPANDRY

Ankadifotsy Maitsoririnina 

FANASANA « 

« Ary Jesoa nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin’ Andriamanitra » Lioka 2.52

40 Taona nanabeazana (1978-2018)

Manasa anao amin’ny Kaonferansa miompana amin’ny lohahevitra:

« RAINANDRIAMAMPANDRY , NY FIAINANY SY NY ASANY »

ao amin’ny FJKM Ankadifotsy ,

ny Alahady 14 Oktobra 2018

amin’ny 3 ora tolakandro .

Ny hanao ny Famelabelarana dia ireto:

1-Andriamatoa Manassé ESOAVELOMANDROSO , Mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’ Antananarivo Sampam-pianarana Tantara, Akademisiana .

2-Andriamatoa  RANJATOHERY Harilala A. Mpampianatra Tantara Akademisiana .

Fifandraisana :    033 03 052 36

<direction@ecole-ifr.mg>