Sekoly Alahady / KOMITY FOIBE

 

Hotanterahana anio Talata 15 Novambra 2016 ny KOMITY FOIBE Sekoly Alahady voalohany taorian’ny Zaikabe . Izany dia hatao any amin’ny FOFIKRI Ankadikely Ilafy .