ANTOKO MPIHIRA / Fihaonana amin’ny Filoha.

 

 

Antsoina ny Tarika Antoko Mpihira rehetra eto Antananarivo sy ny manodidina , ho tonga ao amin’ny FJKM ISOTRY FITIAVANA , ny Alarobia 16 Novambra 2016 , manomboka amin’ny 3 ora tolakandro . Aoka samy hanao izay hahatongavana na dia solotena ihany aza , fa hisy dinidinika ifanaovana amin’ny Filohan’ny FJKM , ny Mpitandrina IRAKO Andriamahazosoa Ammi .