FISAORANA

FISAORANA

 « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika  » 2 Tim 1.8a

-Ny  Mpiandraikitra FOIBE

-Ny Filohan’ny BMF / FJKM

-Ny Biraon’ny Mpiandraikitra FOIBE

-Ny  Filoha sy ny Komitin’ny faha- 50 T sy 200 T

nahatongavan’ny   LMS

Dia maneho fisaorana sy fankasitrahana  antsika vahoaka kristiana FJKM

notarihan’ny Président Synodal, ny Mpitandrina , ny Katekista Delege , ny Katekista  manerana ny  sahan’ny FJKM noho ny fiombonam-po amam-panahy  tamin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra , izay natao tany Toamasina ny 12-13-14-15-16-17-18-19 Aogositra 2018 . Andriamanitra Lohan’ny Fiangonana anie hampitombo hatrany ny fahasoavany ho amintsika tsy ankanavaka  isambatan’olona . Hiroborobo hatrany ny anie ny fiangonana   ka tsy ela dia ho vonton’ny Filazantsara ny Nosy Madagasikara

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra .

Ny FOIBE FJKM