SAFIF / Morondava 2018.

FIHAONAM-BE SAFIF 2018 MONONDAVA

Ny Komity mpanomana ny Fihaonambe SAFIF ny 10-11-12-13-14 Septambra 2018 aty Morondava dia manentana antsika SAFIF isam-piangonana Fitandremana,Synodamparitany mba hanao ny famandrian-toerana mialoha mba hanaovana fandaminana .

Indro ny laharatariby: 

034 04 795 15/, O34 53 362 03 /,034 89 837 86,/ 033 92 090 70