Fiofanana Mpanabe Akaninjaza 2018.
Fandaminana vaovao mahakasika ny
fiofanana Mpanabe Akaninjaza
Sekoly FJKM 2018
Hisy ny Foiben-toerana roa hanatanterahana ny fiofanana :
1-Sekoly RASALAMA (Niv 1) Andravoahangy, ny 03-13 Septambra 2018
2-Sekoly FJKM Mahajanga ny 17 -27 Septambra 2018.
Azon’izay maniry hanatrika izany ny misafidy ny toerana hiofanany amin’ireo toerana roa ireo. Ny fisoratana anarana dia hatramin’ny 31 Aogositra 2018. Ny saram-piofanana dia 60 000 ariary , ireo fitaovana ampiasaina dia raisina eo am-pisoratana anarana .
Mirary ny fitahian’ Andriamanitra ho amintsika rehetra .
Ny Tale Nasionalin’ny Sekoly FJKM
RAKOTONDRANAIVO Domoina