Alahadin’ny Aum么nerie / FANASANA

聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽 聽Ry havana ,

Ampitomboina ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin鈥橝ndriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika.

Fifaliana lehibe ho an鈥檔y Aum么nerie FJKM ny manasa聽 anareo聽 hiara-hiombom-bavaka aminay ao amin鈥檔y聽 Chapelle Aum么nerie HUJRA ny Alahady 12 Aogositra 2018 ho avy izao,聽 manomboka amin鈥檔y 2 ora 30 tolakandro.Izany moa dia ho fisaorana an鈥橝ndriamanitra noho ny fanompoan鈥檔y Aum么nerie聽 sy ho fampaherezana聽 ny Sehatra asa rehetra聽 ary indrindra noho ny Alahadin鈥檔y Aum么nerie izay mifanindry amin鈥檔y ivon鈥檔y Jobily faha 50/200 any Toamasina.

Hery lehibe ho an鈥檔y Mpisehatra rehetra eto anivon鈥檔y Aum么nerie FJKM ry Havana, ny fahatongavanareo . Koa dia misaotra mialoha izahay amin鈥檔y fandaminam-potoana rehetra.

Ho voninahitr鈥橝ndriamanitra irery ihany!

聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽聽 Ny Mpandrindra Nasionaly

聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽 聽RANDRIANAIVOARIVELO Rado Bera, Mpitandrina