Famoahana Mpiasa vaovao 2018.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika « (2 Tim 1.8a)

FANASANA

« Aoka ho mahatoky hatramin’ny fahafatesana ianao... » Apo 2.10

VAVOLOMBELONA MAHATOKY

-Ny Foibe FJKM

-Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe

-Ny Komitin’ny Fampianarana Teolojika

-Ny  Toeram-panomanana Mpitandrina

-Ny Foibe Fitondran-tSekoly

-Institut de Formation et de Recherches Pédagogiques

dia faly  manasa anareo hiara-hanome Voninahitra an’ Andriamanitra amin’ny famoahana ireo

MPIASA  VAOVAO

MPITANDRINA SY MPAMPIANATRA.

Izany dia hatao ao amin’ny sehatra maitso Antsahamanitra ny Alahady 29 Jolay 2018, amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro .

Ho Voninahitr’ Andriamanitra