Arsiva / Fampirantiana 2018.

FOIBE ARSIVA SY TRANOMBAKOKA

FANASANA 

Ho fanamarihana ny faha- 150 taonan’ny Isan’enimbolan’ Imerina (1868-2018). Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe , ny Sekretera Jeneraly, ny Komity, ny Sakaizan’ny Arsiva sy Tranombakoka , ny Tale sy ny mpiara-miasa aminy dia faly  manasa antsika rehetra  hitsidika ny FAMPIRANTIANA momba « ireo Fiangonana feno 150T » teto Antananarivo sy ny  manodidina  » ny 24-27 Aprily 2018 ao amin’ny efitrano 201 Foibe Ifanomezantsoa Analakely.

Fanokafana: Talata 24 Aprily 2018 amin’ny 11 ora

Ho  Voninahitr’ Andriamanitra irery ihany .