• "Miorena tsara, aza miova." I Kor. 15, 58
FJKM FJKM
  • Tongasoa
  • Ny FJKM
    • Rindrandamina
    • Tantara sy Arsiva
  • Sampana & Sampan’asa
    • Sampana
    • Sampan’asa
    • Asa
  • Synodamparitany
    • Adiresy Samihafa
    • Vaovao Farany
  • Fifandraisana
    • Fifandraisana
    • Vondrom-piangonana anatiny
    • Vondrom-piangonana ivelany
    • Adiresy Samihafa
  • Fampianarana
    • Ny teninao no fahamarinana
    • Horonantsary
    • Sekoly FJKM
    • Konkordansa

AFIFAB / Fanasana

Alatsinainy, faha 12 Martsa 2018
  • Fifandraisana
  • AFIFAB / Fanasana

AFIFAB / Fanasana

Ny AFIFAB FJKM miaraka amin'ny rantsa-mangaika isan'ambaratongany dia faly manasa antsika, ho fanamarihana ny HERINANDRON'NY FIFAINDRAISANA : 19 - 25 Martsa 2018, amin'ny fampirantiana ny Sehatr'asa, ny Sampan-draharaha eto amin'ny Fifandraisana Foibe, ny Synodamparitany sy ny Fitandremana .Trano IFANOMEZANTSOA I - Analakely Foibe FJKM - Rihana faha 2 - Varavarana faha 201. 20 - 23 MartsaRINDRA GASY FIDERANA miaraka amin'i ASAFIA FJKM Ambodihady Vaovao + TROMPETRA VOLAMENA - FJKM Manarintsoa Finoana + Vahiny maro tsy ampoizina. FJKM ANDRAVOAHANGY FIVAVAHANA ny Alahady 25 martsa 2018 manomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Fifandraisana, Vaovao farany
Sokajy
  • Fifandraisana (343)
    • Adiresy Samihafa (30)
    • Vondrom-piangonana anatiny (33)
    • Vondrom-piangonana ivelany (68)
  • Jereo koa
  • Manjo/ P.Randriamahazosoa Jean
    Alatsinainy, faha 13 Novambra 2023
  • Hafatry ny MF 05 SL XIX
    Zoma, faha 27 Oktobra 2023
  • Ireo Prezida Synodaly 2023
    Asabotsy, faha 30 Septambra 2023
Marika
Tsy misy marika voarakitra.
Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara

Tohatohabato Ranavalona I - Analakely

020 22 282 37

HIFANDRAY AMINAY
  • Trano ifanomezantsoa - Lot II B 18

  • na BP. 623 Antananarivo 101

fjkm@fjkm.mg

  • Hifandray Aminay

© Copyright FJKM 2025. Tous droits réservés.