Filazana manjo
Nodimandry teo amin’ny faha-83 taonany
RAFRANSOA Maxime Victory , Mpitandrina
Ny Alatsinainy 29 Janoary 2018 tao Antananarivo
Hoy ny vadiny : Rahariseheno Jacqueline
Ny zanany :
Rafransoa Tsiry sy ny ankohonany
Rafransoa Zoary sy ny ankohonany
Rafransoa Ken Mika sy ny ankohonany
Ny nofony dia hiala ao Ankadivory Antehiroka Lot 77 BS ny Alarobia 31 Febroary 2018 , amin’ny 10 ora maraina , hanomezam-boninahitra ao amin’ny Paroisse Internationale Andohalo mialohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Ambohimamory .
« …satria Izy efa nanendry andro iray izay hitsarany izao tontolo izao amin’ny fahamarinana amin’ny alalan’ny Lehilahy voatendry, koa efa nanome vavolombelona hampino ny olona ny olona rehetra izany Izy tamin’ny nananganany Azy tamin’ny maty . »Asa 17.31