Hafatry ny Filoha/ Martsa 2021

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA !

Ka ny tanjona dia izao:

Ny fomba fiainantsika rehetra:

vonto filazantsara!

Ny firesatsika rehetra:

vonto filazantsara!

ny fifandraisantsika rehetra:

vonto filazantsara!

ny fomba fiasantsika rehetra:

vonto filazantsara!

ny gazety avoakantsika:

vonto filazantsara!

ny fampielezam-peontsika:

vonto filazantsara!

ny fivoriana iombonantsika:

vonto filazantsara!

ny asam-pivelomantsika:

vonto filazantsara!

ny tokantrano misy antsika:

vonto filazantsara!

ny fitantanam-bolantsika:

vonto filazantsara!

ny fomba amam-piainantsika:

vonto filazantsara!

ny fiangona-misy antsika:

vonto filazantsara!

ny tanàna onenantsika:

vonto filazantsara!

ny hiafarany dia mazava:

ny firenena manontolo:

vonto filazantsara!

VONTOSY FILAZANTSARA

NY NOSY MADAGASIKARA!