Lohahevitra isambolana 2018.
| Janoary | Manapaka amin’ny fahefany ny Tompo |
| Febroary | Mihainoa ny Tenin’ny Tompo |
| Martsa | Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo |
| Aprily | Manolotra ny fiainany ny Tompo |
| May | Maneke hohavaozin’ny Fanahy masina |
| Jona | Miantsoa fanafahana avy amin’ny Tompo |
| Jolay | Sahia mitory fahamarinana |
| Aogositra | Mitsangàna hanohitra ny herisetra |
| Septambra | Sahia manohitra ny kolikoly |
| Oktobra | Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo |
| Novambra | Mivonona hihaona amin’ ny Tompo |
| Desambra | Mifalia amin’ny fitiavan’ny Tompo |