Efa tsapanao ve fa mitana ny Teniny tokoa ny Tompo ?
Mofonaina anio: Alarobia, faha 23 Febroary 2022
Mitana ny Teniny ny Tompo
Titosy 1 : 1 - 4
1 [Fiarahabana] Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy hampandroso ny finoan'ny olom-boafidin'Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,Efa tsapanao ve fa mitana ny Teniny tokoa ny Tompo ?