Inona no tokony hatao mba hihainoan’ ny Tompo vavaka antsika?
Mofonaina anio: Talata, faha 22 Febroary 2022
MARKA 11 22-25
MARKA 11 22-25
22 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Manàna finoana an'Andriamanitra. 23 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na zovy na zovy no hilaza amin'ity tendrombohitra ity hoe: Mifindrà, ka mianjerà any an-dranomasina, ka tsy hiahanahana ao am-pony, fa hino fa ho tonga ny zavatra lazainy, dia ho azony izany. 24 Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany. 25 Ary raha mitsangana mivavaka ianareo, ka misy olona anananareo alahelo, dia mamelà ny helony, mba havelan'ny Rainareo Izay any an-danitra kosa ny helokareo.Inona no tokony hatao mba hihainoan’ ny Tompo vavaka antsika?
Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM