Manao ahoana ny fitandrovanao eo anatrehan’Andriamanitra manoloana ny fiainan’izao tontolo izao ?

Mofonaina anio: Alarobia, faha 29 Septambra 2021

NOMERY 31.21-24

NOMERY 31.21-24
21 Ary hoy Eleazara mpisorona tamin'ny mpanafika, izay efa tany amin'ny ady: Izao no lalàna hotandremana, izay nandidian'i Jehovah'an i Mosesy: 22 Ny volamena sy ny volafotsy sy ny varahina sy ny vy sy ny vifotsy ary ny firaka, 23 dia ny zavatra rehetra izay maharitra afo, dia ataovy ao amin'ny afo, dia hadio, kanefa hodiovina amin'ny rano fanadiovana koa izy; ary izay rehetra tsy maharitra afo kosa dia ataovy ao amin'ny rano ihany. 24 Ary sasao ny fitafianareo amin'ny andro fahafito, dia hadio ianareo; ary rehefa afaka izany, dia mahazo miditra eo amin'ny toby ianareo.

Manao ahoana ny fitandrovanao eo anatrehan’Andriamanitra manoloana ny fiainan’izao tontolo izao ?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM