Nahoana no sarotra amin’ny olona ny mankato Ny Tompo?

Mofonaina anio: Alahady, faha 06 Jona 2021

Genesisy 7.1-5

Genesisy 7.1-5
1 Ary hoy Jehovah tamin'i Noa: Midira ao anatin'ny sambo-fiara ianao mbamin'ny ankohonanao rehetra, satria ianao no hitako fa marina eo anatrehako amin'izao olona miara-belona aminao izao. 2 Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy; 3 ary ny voro-manidina koa isan-karazany fito avy, lahy sy vavy: mba tsy ho lany taranaka ambonin'ny tany rehetra ireny. 4 Fa raha afaka hafitoana, Izaho handatsaka ranonorana ambonin'ny tany efa-polo andro sy efa-polo alina; ary ny zavatra velona rehetra izay, nataoko dia haringako tsy ho ambonin'ny tany. 5 Ary Noa nanao araka izay rehetra nandidian'i Jehovah azy.

Nahoana no sarotra amin’ny olona ny mankato Ny Tompo?

Sampana Sekoly Alahady FOIBE-FJKM