Amin’ny maha mpino anao, misy akony eo amin’ny fiainanao ve ny fanabeazana fony fahazazana’?
Mofonaina anio: Alahady, faha 25 Aprily 2021
Ohabolana 22:4-6
Ohabolana 22:4-6
4 Ny valin'ny fanetren-tena sy ny fahatahorana an'i Jehovah Dia harena sy voninahitra ary fiainana. 5 Tsilo sy fandrika no amin'ny alehan'ny maditra; Fa izay te-hiaro ny ainy dia manalavitra izany. 6 Zaro amin'izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.Amin’ny maha mpino anao, misy akony eo amin’ny fiainanao ve ny fanabeazana fony fahazazana’?
Sampana Sekoly Alahady FOIBE FJKM